Tantara Malagasy - TEREN-KOTIA (Tantaran'i ACEEM) 👍💕ABONNEO NY PEJY❤

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 апр 2025
  • Tantara Malagasy - TEREN-KOTIA - Tantaran'i ACEEM Radio indray miseho
    NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤
    --------------
    👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌
    --------------
    Chaine TANTARA FIHAINO
    ✅ / channel
    --------------
    Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY.
    ------------
    Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka.
    -------------
    Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement :
    ✅email: mozikadefarady@gmail.com
    Misaotra antsika rehatra!!!
    ---------
    Abonnez-vous à notre chaîne sur RUclips ! Merci
  • КиноКино

Комментарии • 11